Vaomieran’ny TANORA

Vaomieran'ny TANORA

LES TAN'S

Inona ny andraikitry ny vaomieran'ny tanora?

  • Ny finoana sy ny firalahina no filamatr'izy ireo : mifampitarika sy mifanampy amin'ny fanarahan-dia an'i Jesoa Kristy.
  • Miezaka mandray anjara feno amin'ireo adidy ilaina amin'ny fampandrosoana ny asam-piangonana ny Vaomieran'ny tanora.
  • Sehatry ny finoana : fiaraha-mivavaka, fanentanana lamesa, samedi de le louer, pelerinazy, fandalinam-pinoana, asa fanasoavana, ...
  • Sehatry ny kolotsaina : fetim-piangonana, Noely, hetsika koltoraly

Ireo mpandridran’ny vaomieran’ny TANORA

  • 1
  •  
  •  

Comments are closed, but trackbacks and pingbacks are open.