Teny Soa Sakafo – Zoma 26A – (Mt 18, 1-5.10) – 02/10/2020 Fahatsiarovana ny Anjely Mpiambina

« Tamin’izay, nanatona an’i Jesoa ny mpianany ary nanao taminy hoe: Iza moa no ambony indrindra amin’ny fanjakan’ny lanitra?

Dia niantso zazalahy kely anankiray Jesoa ka napetrany teo afovoany,

ary hoy izy: Lazaiko marina aminareo fa raha tsy miova hianareo ka tsy tonga tahaka ny zazakely, dia tsy hiditra amin’ny fanjakan’ny lanitra akory.

Koa amin’izany na iza na iza hanetry tena tahaka ity zazakely izy, dia izy no lehibe indrindra amin’ny fanjakan’ny lanitra.

Ary izay handray zazakely anankiray tahaka ity amin’ny anarako, dia mandray ahy koa.

Tandremo sao ataonareo tsinontsinona na dia ny anankiray amin’ireny madinika ireny aza; fa lazaiko aminareo fa ny anjelin’izy ireny any an-danitra dia mahita lalandava ny tarehin’ny Raiko izay any an-danitra.»

 

« Amen, je vous le dis : si vous ne changez pas pour devenir comme les enfants, vous n’entrerez pas dans le royaume des Cieux ».

« Gardez-vous de mépriser un seul de ces petits, car, je vous le dis, leurs anges dans les cieux voient sans cesse la face de mon Père qui est aux cieux »

Mon Dieu, je suis parfois prise par mon quotidien, par mes petits problèmes mais permet moi de garder mon âme d’enfant, de savoir me faire petit pour espérer un jour atteindre le royaume des Cieux. Veille toujours sur moi Seigneur par l’intermédiaire de tes anges gardiens qui ont vu ton visage.

 

Amélie

  •  
  •  
  •