Teny soa sakafo anio Alakamisy 26/05/2016 (Mk 10,46-52)

« Mandehana fa ny Finoanao no mahavonjy anao »
Finoana mandresy tahotra , Finoana mahafindra tendrombohitra, Finoana manentana ny fiainako hanantena fiainana anjakan’ny Fitiavana, Fiadanana, Fahamarinana. Finoana mampifandray ahy amin’ilay Mpahary tia ahy mandrakariva.

  •  
  •  
  •  

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *