MATSOM-PANAHY fanomanana ny NOELY

Chargement Évènements

« Tous les Évènements

  • Cet évènement est passé

MATSOM-PANAHY fanomanana ny NOELY

10 décembre 2016 :14 h 00 min - 11 décembre 2016 :18 h 00 min

Tonga indray ny fotoanan’ny Matsom-panahy fanomanana ny Noely, loha-hevitra amin’izanyy dia ny hoe :

      M I T I A : « Mahafoy Izay TIA »

Izany dia hatao ny sabotsy 10 sy alahady 11 desambra 2016

Toerana : Maison d’accueil, Clarté Dieu, 95 rue de Paris – 91400 – Orsay

Sarany : 

Taona Sarany Aloan’ny FKMP Aloan’ny tsirairay
Latsaky ny 3 taona 0 0 0
3 – 11 taona 24€ 16€ 8€
12 – 17 taona 46,25€ 30,25€ 16€
+ 18 taona 50,25€ 25,25€ 25€

Horonan-tsary fohy mampiseho ny hiainana ny Matsom-panahy (Sary 2011)

Détails

Début :
10 décembre 2016 :14 h 00 min
Fin :
11 décembre 2016 :18 h 00 min

Lieu

Maison d’Accueil, Clarté Dieu
95 rue de Paris
Orsay, 91400 France Métropolitaine
+ Google Map