
- Cet évènement est passé
COMEDIE MUSICALE
26 novembre 2022

« Irak’i Kristy, Miombona, Mifankatia sy Mifampitsimbina »
Efa manakaiky tokoa moa 26 novembre, izay fotoana hanaovana ny fampisehoana COMÉDIE MUSICALE, mitondra ny loha-teny hoe: « IRAY » nosoratan’i Abel Andriarimalala.
koa aza hadinoina ny hetsika hoentintsika hanohanana ny Eglizy FKMP Paris, izay atao ao amin’ny Saint-Michel de Picpus,
53, Rue de la Gare de Reuilly ,
75012 Paris,
manomboka amin’ny 06 Ora hariva ( 18h).
Efa vitsy dia vitsy sisa ny tapakila eto am-pelan-tanan’ny fiangoanana koa, vonjiveonjeo mba tsy ho diso anjara ianao.
Taomy ny havana aman-tsakaiza, fa ny fahafinaretana ho azo, ny asan’Andriamanitra ho tsara tohana.
Ankasitrahana feno sahady isika amin’izany fanohanana ny Fiangoanana izany, ny Tompo anie hamaly soa sesehena.
» Fa ny manome an-kafaliana no sitrak’Andriamanitra. »2 Kor 9.7b