Nodimandry tamin’ny 16 oktobra 2015 i
RANDRIANTREHANA Donnée (70 taona)
zokin’i Baby ao amin’ny vaomieran’ny fifandraisana.
Ny lamesa fahatsiarovana dia ny alahady 8 novambra, amin’io koa no mamangy ny fiangonana.
Nodimandry ny alatsinainy 26 novambra 2015i
RAVELOSON Sylvie Lalao
anabavin’i Hery Randrianasolo ao amin’ny vaomieran’ny fifandraisana.
Ho lazaina manaraka ny famangiana.