Ny andraikitry ny Kartie
Ny FKMP dia fitambaran’ny kristianina eto Paris sy Ile-de-France, ka ny andraikitry ny Kartie dia mampivondrona ireo kristianina isaky ny département misy eto…
Hita ao amin’ny kartier ihany koa ireo kristianina izay tsy ao anaty vaomiera.
Anisan’ny hetsika karakarain’ny Kartie isan-taona ny fitsangatsangana ny asabotsy mialoha ny fanombohana ny taona pastoly.
Ankoatr’izany dia mandray anjara amin’ny fanentanana ny Sorona Masina ihany koa ny Kartie.
Ireo Mpandrindra ny Kartie
Kartie 75 : Edmine RASOLONIRINA
Kartie 77 : Francia RASOLOFOMANANA
Kartie 78: Jocelyne RAZAFINJATO
Kartie 91 : Baby RAHELISON
Kartie 92 : Monique RASOANAIVO
Kartie 93 : Larissa ANDRIANAMBININA
Comments are closed, but trackbacks and pingbacks are open.