
Fotoana manaraka
Isaky ny Alahady amin’ny 2 ora 30 tolakandro (14h30). Toerana : 122 rue de la GlaciΓ¨re 75013 Paris.
Hisy cellule de priΓ¨re ho an’ireo tanora (18-35 taona), ny Asabotsy 15 Mey 2021 aminβny 8 ora alina (20h). Izany dia ho atao aminβny alalanβny « visioconfΓ©rence ZoomΒ Β».
Ny lohahevitra ho dinihina : βAmour et sexualitΓ©β.
Fisoratana anarana : any amin’i Fahendrena sy Rico.
Rakitra « Pot commun »
Faly miarahaba antsika rehetraΒ !
Efa fantatsika fa noho ny antony tsy azo anoharana dia maro isika no tsy afaka tonga amin’ny lamesa isan’alahadyΒ ; fantatsika koa anefa fa ny fiainam-piangonana dia tsy maintsy mitohy hatrany, mila ny ezaky ny tsirairay ny fampandrosoana ny Fiangonantsika , anisan’izany ny lafiny ara-bola.
Koa manainga antsika rehetra mba handray anjara amin’ny rakitra isan’alahady na dia tsy afaka ny ho avy aza amin’ny Lamesa, amin’ny alalan’ny « pot communΒ Β» ho fampandehanana ny Fiangonantsika :
https://www.lepotcommun.fr/pot/etn34hf3
Homban’ny fahasoavan’i Jesoa Tompo.
Mompera Edmond ANDRIAMBOLOLONA
Hasin’Andriamanitra – Denier de l’Eglise
Manentana antsika rehetra hanatanteraka ny hasinβAndriamanitra na ny βdenier de lβEgliseβ. Ndao tsinjovintsika ny fiangonantsika!
– Ho an’ireo te hanome « espΓ¨cesΒ Β» na « chΓ¨queΒ Β» na hanao « prΓ©lΓ¨vement automatiqueΒ Β» dia misy valopy natokana ho anβizany. Raha tsy mbola nahazo ianao dia aza misalasala manatona ireo tomponβandraikitra.
– Ho an’ireo te hampiasa CB, dia misy ny rohy Helloasso natokana ho anβizany :Β FKMP_DENIE_CB (helloasso)
Inona moa no atao hoe hasin’Andriamanitra? Inona no mahasamihafa ny denie sy ny rakitra?Β Β Β
Comments are closed, but trackbacks and pingbacks are open.