FENO 20 TAONA NY KOLONTSAINA MALAGASY ETO AMIN’NY FKMP

« Chers enfants, cher(e)s jeunes, par la Grâce de Dieu nous fêtons les 20ans du Vaomieran’nyKolontsaina!

Merci pour votre persévérance et continuons à apprendre en Christ ce qui nous enrichit, restons dans la quête du savoir et de l’amour de l’autre à travers nos cultures.

Soyons fiers de notre précieuse culture malagasy ,notre identité, notre richess e: le vrai FIHAVANANA.
Vous avez pour mission de faire perdurer et transmettre notre culture et langue malagasy.

Heureux et Bon anniversaire !
Arahaba tratry ny fetin’ny faha-20 taonan’ny Kolontsaina eto amin’ny FKMP.

Ho ela velonany Kolontsaina malagasy.
NY VAOMIERAN’NY KOLONTSAINA
fifampizarana-vaomieranny-kolontsaina_page_1-copie

Tantara tsara ho fantatra 

fifampizarana-vaomieranny-kolontsaina_page_1I Mopera Pierre-André RANAIVOARSON, zezoita, Aomonien’ny FKMP tamin’ny 1996-1998, no nanangana ny Vaomieran’ny Kolontsaina ary noraiketina tao anatin’ny Fitsipika anaty FKMP (Règlement intérieur) izay nohavaozina tamin’ny 1998.
Ny tanjona dia ny hampianarana ny teny malagasy ny ankizy sy hampiroboroboana ny kolontsaina malagasy. Ho fanamarihana an’izany dia tamin’ny androny no nanaovan’ny Fiangonana Katolika Malagasy eto Paris fampisehoana HIRA GASY voalohany.

Ireo vy nahitàna sy anisan’ny mpikatroka voalohany tato amin’ny vaomieran’ny Kolontsaina 

– Mopera Pierre André RANAIVOARSON sj

– Mopera RAKOTORAHALAHY Jean-Baptiste, Aomonie 1993-1995, nanome lanja fa ny maha-malagasy no antom-pisian’ny Fiangonan’ny mpiavy FKMP (Communauté étrangère), satria ny finoana samy Katolika avy.

– Rtoa Lanto RAKOTOARIMANANA, nitarika ny fampianarana kabary teto anivon’ny FKMP. – Itompokolahy Gaston RAVALOSON, mpikabary, nampianatra kabary

– Atoa RAZAFINDRAINIBE Grégoire : « Ragre », nitarika ny fampisehoana an-dampihazo, mitondra ny lohateny « Victoire RASOAMANARIVO“.

tsara-ho-fantatra-vaomieranny-kolontsaina-1996-2016_page_2

Ireo mpandrindra nifanampy ary nifandimby 

– Rtoa Lanto RAKOTOARIMANANA tsara-ho-fantatra-vaomieranny-kolontsaina-1996-2016_page_1-copie

– Atoa Henri RANDRIANARIVONY

– Rtoa Bakoly RANDRIAMANANTENA

– Rtoa Francia RASOLOFOMANANA

– Rtoa Miary AUG-SON

– Rtoakely Natacha RANDRIA

  •  
  •  
  •  

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *