Contact FKMP

Faly miarahaba anao Tompoko

Raha toa ka mila fanazavana na koa te-hihaona amin’ny Pretra, mpiandraikitra sy mpandrindra eto amn’y Fiangonana ianao dia aza misalasala manoratra aminay.
Ohatra: te-hiomana amin’ny Sakramentan’ny mariazy, batemy, komonio voalohany…sns.
Soraty fohifohy etoana ny daty sy ny ambagovangon’ny fangatahanao.
Misaotra tompoko.

  •  
  •  
  •