kolotsaina-13-juillet-2016-copie

FENO 20 TAONA NY KOLONTSAINA MALAGASY ETO AMIN’NY FKMP

“Chers enfants, cher(e)s jeunes, par la Grâce de Dieu nous fêtons les 20ans du Vaomieran’nyKolontsaina! Merci pour votre persévérance et continuons à apprendre en Christ ce qui nous enrichit, restons dans la quête du savoir et de l’amour de l’autre à travers nos cultures. Soyons fiers de notre précieuse culture malagasy ,notre identité, notre richess […]

Image10

NDAO MBA HIARAKA AMINAY

Ndao Mba hiaraka aminay Kolontsaina FKMP no mitarika anay Andro Asabotsy no 2 jolay Lalao finaritra ka tena milay Fotoana natomboka tamin’ny vavaka Mba hampiray antsika tsy ankanavaka Fiadanan’i Kristy no indro novetsoina Mopera Nirhy no mpitarika etoana  Ny kibo noana hono,  tsy maharaka ny namana Hanim-pito loha zany, ka sakafom-pihavanana Namango, nakafy fa tena […]

DSC02557

“Kolontsaina Malagasy” fanamby ho an’ny FKMP

‘Akory miarahaba anareo tapaka sy namana Ny fiadanan’ny Tompo ô, amintsika rahavana Raiso ny arahaba e, hombam-pirariana Ny fiainantsika ho feno fitahiana’, Talenta.   Nentanin’ny teny Faneva ka dia “Nitsangana sy namirapiratra” tokoa ny FKMP ny Asabotsy 10 Oktobra 2015, tao anatin’ny fankalàzana ny faha-60 taona niorenany ka nampiseho izany an-tsehatra. Tao “Le Chantier” Paris […]