DSC_8742

Fitsangatsangana nokarakarain’ny Kartie

Faly miarahaba ny mpikambana rehetra. Vazo no anarako vao tonga vao haingana teto Paris aho. Hafaliana lehibe ho ahy ny nahafantarako ny fisian’ny FKMP. Izaho dia efa tanora katolika hatrizay. Kristianina tao amin’ny “ECAR Notre Dame de Lourdes” Ambatolampy aho tamin’ny mbola tany MAdagasikara. Vao in-droa aho no tafaraka taminareo nefa tsapako sahady fa hafaliana foana […]