IMG_3495

Miaraha ory amin’izay ory

Nodimandry tamin’ny 16 oktobra 2015 i RANDRIANTREHANA Donnée (70 taona) zokin’i Baby ao amin’ny vaomieran’ny fifandraisana. Ny lamesa fahatsiarovana dia ny alahady 8 novambra, amin’io koa no mamangy ny fiangonana. Nodimandry ny alatsinainy 26 novambra 2015i RAVELOSON Sylvie Lalao anabavin’i Hery Randrianasolo ao amin’ny vaomieran’ny fifandraisana. Ho lazaina manaraka ny famangiana.