Voady mandrakizay

Vaovao mahafaly sabotsy 9 janoary! Nanao ny voady mandrakizay ho an’ ny FAHADIOVANA-FAHANTRANA-FANEKENA i Masera Nathanaelle RAJOELISOLO, trinitera. Mitondra am-bavaka azy isika ary hangataka mba hamoaka Pretra sy Relijiozy ny Fiangonantsika.

Tera-bao

Nahazo zazavavy kely i Rina sy i Nambinina RABEHANTA. I Joanna RABEHANTA no anarany, teraka ny Alatsinainy 30 novambra lasa teo. Miarahaba sy mirary soa azy ireo isika.

Messe du dimanche 15 novembre à 11h maintenue

Bonsoir à vous tous. Le curé de Saint Albert n’a pas annulé la messe de dimanche à 11h. Le cardinal nous invite à prier et faire une journée de Deuil. La collation prévue demain après la messe est donc annulée. Si vous décidez de venir à la messe ce dimanche soyez très vigilants. Je comprendrais […]

IMG_3495

Miaraha ory amin’izay ory

Nodimandry tamin’ny 16 oktobra 2015 i RANDRIANTREHANA Donnée (70 taona) zokin’i Baby ao amin’ny vaomieran’ny fifandraisana. Ny lamesa fahatsiarovana dia ny alahady 8 novambra, amin’io koa no mamangy ny fiangonana. Nodimandry ny alatsinainy 26 novambra 2015i RAVELOSON Sylvie Lalao anabavin’i Hery Randrianasolo ao amin’ny vaomieran’ny fifandraisana. Ho lazaina manaraka ny famangiana.

Tera-bao

Nahazo fara sy dimby ny zoma 25 septambra 2015 i Doda sy Johan Razafindrakoto, Razafindrakoto Iray Joshua (lahikely) no anarany.

PIC_9645

Sorona Masina Jôbily Mariazy

Fiangonana Fianakaviana Tsy voalohany isika teto amin’ny FKMP no nankalaza ny Jôbily Mariazy fa efa fanao teo aloha ihany izany. Fa hafa kely kosa raha ankalazaina mandritra ny Jôbilim-piangonana izany Jôbily Mariazy izany. Hany ka tsy nijanona fotsiny tamin’ireo nankalaza Jobily (5, 10, 15, … taona)  ihany ny hafaliana sy ny fientanam-po fa  hita taratra […]