DSC02640

FKMP 1954-2014

Nanomboka ny alahady 19 oktobra 2014 ka nifarana ny alahady 18 oktobra 2015 ny fankalazana ny faha 60 taonan’ny Fiangonana Katôlika Malagasy eto Paris sy Île de France. Lamesa goavana no nanokatra ny hetsika rehetra ary sorona masina lehibe koa no nanakatona azy. Teo ambany fiahian’ny Arsevekan’ny Paris izany ary notarihin’ny Eveka mpanampy Eric De […]

DSC02557

“Kolontsaina Malagasy” fanamby ho an’ny FKMP

‘Akory miarahaba anareo tapaka sy namana Ny fiadanan’ny Tompo ô, amintsika rahavana Raiso ny arahaba e, hombam-pirariana Ny fiainantsika ho feno fitahiana’, Talenta.   Nentanin’ny teny Faneva ka dia “Nitsangana sy namirapiratra” tokoa ny FKMP ny Asabotsy 10 Oktobra 2015, tao anatin’ny fankalàzana ny faha-60 taona niorenany ka nampiseho izany an-tsehatra. Tao “Le Chantier” Paris […]

“Les Migrants sont une bénédiction de Dieu”

Après une prière et le mot d’accueil, le Père-évêque Renauld de DINECHIN a dit d’emblée que les Migrants sont une bénédiction de Dieu et propose un discernement chrétien pour savoir comment les Migrants prennent place dans le dessein de Dieu. Avant d’entrer dans le vif du sujet, à savoir « L’Eglise et les Migrants », […]

Dia tany Israely

Fivahinianana masina tany Israely

Mpivahiny 40 : pretra 8 , relijiozy 1, ankizy 1,  zatovo 1, ary kristianina 29 no niaraka niainga sy niara-dia tamin’i Kristy tamin’ny 12 ka hatramin’ny 18 aogositra 2015 teo, tao anatin’ny fankalazàna ny faha 60 taonan’ny FKMP. Nofinofy tao am-po, zary lasa faniriana, ary tonga hetaheta ho an’ireo kristianina niainga avy lavitra  ny hivahiny any […]

PIC_9645

Sorona Masina Jôbily Mariazy

Fiangonana Fianakaviana Tsy voalohany isika teto amin’ny FKMP no nankalaza ny Jôbily Mariazy fa efa fanao teo aloha ihany izany. Fa hafa kely kosa raha ankalazaina mandritra ny Jôbilim-piangonana izany Jôbily Mariazy izany. Hany ka tsy nijanona fotsiny tamin’ireo nankalaza Jobily (5, 10, 15, … taona)  ihany ny hafaliana sy ny fientanam-po fa  hita taratra […]

Lanonana fankalazàana ny faha-60 taonan'ny FKMP

Koranam-pianakaviana faha-60 taona

Ny Fiangonantsika dia manamarika ny faha 60 taonany. Zava-dehibe ny ara-panahy ka tsy ataontsika ambanin-javatra. Ny lamesa lehibe no manokatra (19 oktobra 2014) ary lamesa lehibe koa no manakatona (18 oktobra 2015) izany.  Ezahina mandrakariva ny handraisan’ny tsirairay anjara araka ny talentany avy. Ankoatra ireo hetsika marobe dia nanatontosa ny koranampianakaviana isika ny 25 avrily […]

IMG_1330

Sorona Masina Fanokafana ny Taon-jaobily faha-60 taona

Ny alahady 18 oktobra 2014 no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny taon-jaobily faha-60 taona ny FKMP. Sorona Masina lehibe no nanombohana izany, izay notanterahina tao amin’ny Fiangonana Saint-Pierre de Montrouge, ary notarihin’i Mgr Eric de Moulins-Beaufort, eveka mpanampy ao amin’ny diosezin’ny Paris. Loha-hevitra manentana ny kristianina FKMP mandritra ity taon-jaobily ity dia ny […]

IMG_0897

Zaikabe La Salette

Fiara lehibe anankiroa no nitondra ireo kristianina ny FKMP miisa 137 namonjy ny Zaikabe izay notontosaina tany amin’ny Sanctuaire Notre-Dame de La Salette tany Grenoble, ny zoma 15 ka hatramin’ny alahady 17 may 2015 lasa teo. Loha-hevitra nanentana ny mpizaika tamin’izany dia ny hoe “Mivavaka miaraka amin’ny Masina Maria” (Prier avec Marie). Fotoana lehibe hihaonan’ny […]