Anisan'ny rantsana mampiaina ny Eglizy ny Birao. Izy no endrika voalohany hitarafana ny fiainam-piangonana. Eo ambany fiahian'ny pretra izy. Saika lahika avokoa no mandray anjara ao.
Ny andraikitra voalohan'ny Birao dia ny miaina ny Evanjely amin'ny asa.
Ny andraikitra faharoa dia mpanatanteraka ny fanapahan-kevitry ny Komity.
Ny Birao dia mpanompo fa ny voninahitra sy ny dera dia an'Andriamanitra

Mômpera Edmond ANDRIAMBOLOLONA
Aomonie

Andrianome RAKOTOMANANTSOA
Filoha mpandrindra

Nadia RAVELONANDRO
Mpitambola

Anja Karina RAMIHONE
Mpitambola mpanampy

Nirintsoa Ambroise RAZAFIMANOHY
Mpitan-tsoratra

Tsianiva Natacha RANDRIA
Mpitan-tsoratra mpanampy
Comments are closed, but trackbacks and pingbacks are open.