Asabotsy Faha efatra amin’ny Paka -01/05/2021 – Joany 14, 7-14

« Tamin’izany andro izany, i Jesoa niteny tamin’ny mpianany nanao hoe: “Raha nahafantatra Ahy ianareo dia ho nahafantatra ny Raiko koa; hatramin’izao, dia mahafantatra Azy ianareo, sady efa nahita Azy.” Dia hoy i Filipo taminy: “Asehoy anay ny Ray, Tompoko dia ampy ho anay izany.” Fa hoy i Jesoa taminy: “Izay ela izay no nitoerako teto aminareo ka tsy mbola fantatrareo ihany ve Aho, ry Filipo? Izay nahita Ahy, dia nahita ny Ray koa; ka ahoana no anaovanao hoe: Asehoy anay ny Ray? Tsy mino ve ianao fa Izaho ao amin’ny Ray ary ny Ray ato amiko? Ny teny izay lazaiko aminareo dia tsy avy amiko; fa ny Ray izay mitoetra ato amiko no manao ny asa. Minoa ny teniko fa Izaho ao amin’ny Ray ary ny Ray ato amiko; na fara fahakeliny minoa ahay noho ny asa ihany. Lazaiko marina dia marina aminareo fa izay mino Ahy, dia hanao ny asa ataoko koa, ary hanao mihoatra noho izany aza izy, satria mankany amin’ny Ray Aho, ka izay rehetra hangatahinareo amin’ny Ray amin’ny Anarako dia hotanterahiko avokoa, mba hahazoan’ny Ray voninahitra eo amin’ny Zanaka. Raha mangataka zavatra amiko amin’ny Anarako ianareo, dia hotanterahiko izany.”
L’Evangile de ce jour nous parle du visage humain de Dieu, Oui Jésus est vrai Dieu et vrai Homme. C’est ce que nous professons chaque dimanche au moment du Credo. Mais quand nous disons cela sommes-nous vraiment conscients que ce Jésus que nous entendons parler à travers les Évangiles chaque dimanche est le Fils de Dieu le Père. Le Père est en Jésus, comme Jésus est dans le Père. Jésus est l’image de Dieu invisible, l’autoportrait de Dieu ( le  » selfie » de Dieu ).
Père, parfois nous te cherchons dans des signes de notre vie quotidienne, tu n’es pourtant pas si loin car Tu es au milieu de nous chaque jour, tu es présent en nous et Jésus ton Fils nous parle dans l’Evangile.
Envoie nous ton Esprit Saint pour mieux te connaître par ton Fils Bien aimé Amen!
Vololona RAZAFINDRAKOTO
Zone contenant les pièces jointes
  •  
  •  
  •