image

Alarobia 5B Paka (Jn 15,1-8) 02/05/2018

Fetin’i Md Athanase, Eveka sy Mpampianatry ny Eglizy.

“Izaho no tena foto-boaloboka, ary ny Raiko no mpamboly. Ny sampana rehetra tsy mamoa eo amiko dia esoriny, ary izay rehetra mamoa dia rantsanany mba hampamoa azy bebe kokoa.”

Aoka isika mba hifikitra sy tsy hisaraka amin’i Kristy ary handrantsana sy hanala ny fitiavan-tena, fitiavam-bola, fitiavam-boninahitra, fitiavan-tseza ao amintsika mba hampamoa be antsika ao Aminy.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *