Alarobia 25B (Md. Lioka 9,1-6) 22/09/2021

« Ary namory ny Apostoly roa ambin’ny folo lahy Jesoa ka nanome azy hery sy fahefana handroaka ny demony rehetra sy hanasitrana ny aretina.
Ary naniraka azy hitory ny fanjakan’Andriamanitra sy hanasitrana ny marary.
Dia hoy izy taminy: Aza mitondra na inona na inona any amin’izay halehanareo any, na tehina, na kitapo, na mofo, na vola, ary aza mitondra akanjo roa.
Ary na aiza na aiza trano hidiranareo, dia itoero mandra-pialanareo amin’izany tanàna izany.
Ary raha misy mandà tsy handray anareo, dia mialà amin’izany tanàna izany, ka na ny vovoka amin’ny tongotrareo aza dia ahintsano mba ho fiampangana azy ireo.
Dia nandeha nitety vohitra ny mpianatra, ka nitory ny Evanjely sy nanasitrana hatraiza hatraiza. »

Dans ce passage, le Christ envoie ses douze apôtres en mission. Jusqu’à présent, c’était lui-même qui parcourait en tous sens la Galilée pour annoncer la venue du règne de Dieu ; dorénavant ce sont les Douze qui se chargeront de cette mission ; c’est comme si Jésus leur disait : faites tout ce que j’ai fait, imitez mes paroles, mes actes, mais aussi, mes miracles !
Ceci est très surprenant. Mais Jésus en leur confiant cette tâche, leur donne aussi les moyens, la grâce d’accomplir ce qu’il demande ;s’il leur demande de ne rien apporter pour la route, c’est justement pour qu’ils puissent s’abandonner à sa grâce .
Seigneur Jésus, parfois, je me dis que tu me demandes l’impossible ! apprends-moi à te faire confiance , fais grandir ma foi en toi, pour ne pas oublier que ton Esprit m’accompagne sur le chemin , qu’il me soutient dans les difficultés et les épreuves dans la mission que tu me confies, celui de t’annoncer et de partager ton amour.

Fara Rasolojaona

  •  
  •  
  •