Dia tany Israely

Fivahinianana masina tany Israely

Mpivahiny 40 : pretra 8 , relijiozy 1, ankizy 1,  zatovo 1, ary kristianina 29 no niaraka niainga sy niara-dia tamin’i Kristy tamin’ny 12 ka hatramin’ny 18 aogositra 2015 teo, tao anatin’ny fankalazàna ny faha 60 taonan’ny FKMP. Nofinofy tao am-po, zary lasa faniriana, ary tonga hetaheta ho an’ireo kristianina niainga avy lavitra  ny hivahiny any […]